FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 61:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ary hanome fehiloha ho solon’ny lavenona ho an’ireo ory+ noho ny amin’i Ziona, sy menaka fifaliana+ ho solon’ny fahoriam-po, ary akanjo fiderana ho solon’ny harerahan-tsaina.+ Izy ireo dia hantsoina hoe hazon’ny fahamarinana,+ izay nambolen’i Jehovah+ mba hahatsara tarehy azy.+

  • Jeremia 31:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Amin’izany fotoana izany, dia hifaly sy handihy ny virjiny, ary hanao toy izany daholo koa ny tovolahy sy ny lahiantitra.+ Hovako ho fifaliana ny fahoriany, ary hampiononiko izy ireo. Hampifaliko izy ireo mba ho afaka ny alahelony.+

  • 2 Tesalonianina 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary tia antsika Andriamanitra+ Raintsika sady nanome antsika fampiononana mandrakizay sy fanantenana+ tsara, noho ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa. Koa enga anie i Jesosy Kristy Tompontsika sy io Andriamanitra Raintsika io

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara