Salamo 71:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa ianao no antenaiko,+ ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, ary ianao no efa nitokisako hatramin’ny fahatanorako.+ Romanina 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ilay Andriamanitra manome fanantenana anie hameno anareo amin’ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra noho ny finoanareo, mba hitombo be ny fanantenanareo noho ny herin’ny fanahy masina!+ Titosy 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izany fahafoizan-tena izany dia miorina amin’ny fanantenana fiainana mandrakizay,+ izay nampanantenain’Andriamanitra tsy mahay mandainga,+ eny, efa nampanantenainy hatry ny ela be.+
5 Fa ianao no antenaiko,+ ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, ary ianao no efa nitokisako hatramin’ny fahatanorako.+
13 Ilay Andriamanitra manome fanantenana anie hameno anareo amin’ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra noho ny finoanareo, mba hitombo be ny fanantenanareo noho ny herin’ny fanahy masina!+
2 Izany fahafoizan-tena izany dia miorina amin’ny fanantenana fiainana mandrakizay,+ izay nampanantenain’Andriamanitra tsy mahay mandainga,+ eny, efa nampanantenainy hatry ny ela be.+