1 Samoela 17:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Ary hoy i Davida taminy: “Ianao manatona ahy amin’ny sabatra sy lefona ary lefom-pohy,+ fa izaho kosa manatona anao amin’ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay Andriamanitry ny tafiky ny Israely izay nohantsinao.+ Jeremia 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hotahina kosa izay olona matoky an’i Jehovah sy mametraka ny fitokisany amin’i Jehovah.+ Lioka 2:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary nitombo hatrany ilay zaza, ka nihanatanjaka+ sady nitombo fahendrena, ary nankasitraka azy foana Andriamanitra.+ 2 Timoty 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary mbola zazakely+ ianao dia efa nahalala ny Soratra Masina, izay nampahahendry anao ho amin’ny famonjena,+ amin’ny alalan’ny finoana an’i Kristy Jesosy.+
45 Ary hoy i Davida taminy: “Ianao manatona ahy amin’ny sabatra sy lefona ary lefom-pohy,+ fa izaho kosa manatona anao amin’ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay Andriamanitry ny tafiky ny Israely izay nohantsinao.+
40 Ary nitombo hatrany ilay zaza, ka nihanatanjaka+ sady nitombo fahendrena, ary nankasitraka azy foana Andriamanitra.+
15 Ary mbola zazakely+ ianao dia efa nahalala ny Soratra Masina, izay nampahahendry anao ho amin’ny famonjena,+ amin’ny alalan’ny finoana an’i Kristy Jesosy.+