Romanina 8:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa novonjena isika rehefa nanana izany fanantenana+ izany. Ny fanantenana zavatra efa hita anefa dia tsy fanantenana, fa ahoana no mbola anantenan’ny olona an’izay efa hitany? Hebreo 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Amin’izay dia mba ho zavatra roa tsy mety miova sady tsy hain’Andriamanitra andaingana+ no ahazoantsika fampirisihana mafy mba hifikitra amin’ny fanantenana+ napetraka teo anoloantsika, dia isika izay nandositra ho amin’ny fialofana.
24 Fa novonjena isika rehefa nanana izany fanantenana+ izany. Ny fanantenana zavatra efa hita anefa dia tsy fanantenana, fa ahoana no mbola anantenan’ny olona an’izay efa hitany?
18 Amin’izay dia mba ho zavatra roa tsy mety miova sady tsy hain’Andriamanitra andaingana+ no ahazoantsika fampirisihana mafy mba hifikitra amin’ny fanantenana+ napetraka teo anoloantsika, dia isika izay nandositra ho amin’ny fialofana.