Deoteronomia 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Raha mitady an’i Jehovah Andriamanitrao ianao any, dia hahita azy+ tokoa, satria hitady azy amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo.+ Salamo 70:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aoka hifaly sy hiravoravo aminao izay rehetra mitady anao.+Aoka ireo tia ny famonjenao hilaza mandrakariva hoe: “Hankalazaina anie Andriamanitra!”+
29 “Raha mitady an’i Jehovah Andriamanitrao ianao any, dia hahita azy+ tokoa, satria hitady azy amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo.+
4 Aoka hifaly sy hiravoravo aminao izay rehetra mitady anao.+Aoka ireo tia ny famonjenao hilaza mandrakariva hoe: “Hankalazaina anie Andriamanitra!”+