Salamo 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hiravoravo kosa izay rehetra mialoka aminao,+Ka hihoby mandritra ny fotoana tsy voafetra.+Hosakananao izay manatona hamely azy,Ary hifaly aminao ny olona tia ny anaranao.+ Fitomaniana 3:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsara i Jehovah amin’izay manantena azy,+ eny, amin’izay* mitady azy foana.+
11 Hiravoravo kosa izay rehetra mialoka aminao,+Ka hihoby mandritra ny fotoana tsy voafetra.+Hosakananao izay manatona hamely azy,Ary hifaly aminao ny olona tia ny anaranao.+