FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 28:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Ary ianao, ry Solomona zanako, fantaro+ ilay Andriamanitry ny rainao, ka manompoa+ azy amin’ny fo manontolo+ ary aoka ianao ho finaritra eo am-panompoana azy.+ Fa mandinika ny fo rehetra i Jehovah,+ ary hitany avokoa ny eritreritra sy ny faniriana.+ Raha mitady azy ianao, dia hataony izay hahitanao azy,+ fa raha mahafoy azy kosa ianao,+ dia hariany mandrakizay.+

  • Salamo 38:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Jehovah ô, eo anatrehanao daholo ny faniriako rehetra,

      Ary tsy miafina aminao ny fisentoako.+

  • Isaia 26:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Maniry anao amin’ny foko manontolo aho amin’ny alina,+ ary mitady anao fatratra aho, ao anatiko ao.+ Rehefa mitsara ny tany+ mantsy ianao, dia hianatra fahamarinana+ ny mponina eto an-tany.+

  • Zefania 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra rehetra amin’ny tany,+ izay mankatò ny didim-pitsarany. Katsaho ny fahamarinana,+ katsaho ny fandeferana.+ Angamba+ ho voafina ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara