Salamo 40:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aoka hifaly sy hiravoravo aminao+Izay rehetra mitady anao.+Aoka ireo tia ny famonjenao+Hilaza mandrakariva hoe: “Hankalazaina anie i Jehovah!”+
16 Aoka hifaly sy hiravoravo aminao+Izay rehetra mitady anao.+Aoka ireo tia ny famonjenao+Hilaza mandrakariva hoe: “Hankalazaina anie i Jehovah!”+