Salamo 35:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Aoka kosa hihoby sy hifaly ireo finaritra amin’ny fahamarinako,+Ka hilaza foana hoe:+“Hankalazaina anie i Jehovah, izay finaritra amin’ny fiadanan’ny mpanompony!”+ Lioka 1:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ary hoy i Maria: “Mankalaza an’i Jehovah+ aho,
27 Aoka kosa hihoby sy hifaly ireo finaritra amin’ny fahamarinako,+Ka hilaza foana hoe:+“Hankalazaina anie i Jehovah, izay finaritra amin’ny fiadanan’ny mpanompony!”+