1 Samoela 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hoy koa izy tamin’i Davida: “Marina kokoa noho izaho ianao,+ satria soa no navalinao ahy,+ fa ratsy kosa no navaliko anao. Ohabolana 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izay mamaly ratsy ny soa,+ dia hisy zava-dratsy foana hahazo ny ankohonany.+
17 Hoy koa izy tamin’i Davida: “Marina kokoa noho izaho ianao,+ satria soa no navalinao ahy,+ fa ratsy kosa no navaliko anao.