FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 35:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy misy milaza anefa hoe: ‘Aiza Ilay Andriamanitra Be Voninahitra Mpanao+ ahy,

      Dia Ilay mahatonga ny olona hihira fiderana amin’ny alina?’+

  • Salamo 32:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ianao no fiafenako, ary hiaro ahy tsy ho azom-pahoriana ianao.+

      Fihobiana no hataonao manodidina ahy satria manafaka ahy ianao.+ Sela.

  • Salamo 63:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Rehefa mahatsiaro anao eo am-pandriako aho,+

      Mandritra ireo fotoam-piambenana amin’ny alina, dia misaintsaina momba anao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara