Salamo 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanarinao mafy ny firenena+ ary naringanao ny ratsy fanahy.+Ny anarany koa nofoananao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+ Ohabolana 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hahazo fiainana ny olona mifikitra amin’ny fahamarinana,+ fa ho faty kosa izay tsy mieritreritra afa-tsy ny hanao ratsy.+ Jeremia 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mitsara araka ny rariny+ anefa i Jehovah Tompon’ny tafika. Mandinika ny voa sy ny fo izy.+ Enga anie aho hahita ny hamalianao an’ireny, satria taminao no nanambarako ny adiko mba hotsarainao!+
5 Nanarinao mafy ny firenena+ ary naringanao ny ratsy fanahy.+Ny anarany koa nofoananao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+
19 Hahazo fiainana ny olona mifikitra amin’ny fahamarinana,+ fa ho faty kosa izay tsy mieritreritra afa-tsy ny hanao ratsy.+
20 Mitsara araka ny rariny+ anefa i Jehovah Tompon’ny tafika. Mandinika ny voa sy ny fo izy.+ Enga anie aho hahita ny hamalianao an’ireny, satria taminao no nanambarako ny adiko mba hotsarainao!+