FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fiainana no vokatry ny asan’ny olo-marina,+ fa fahotana kosa no vokatry ny ataon’ny ratsy fanahy.+

  • Ohabolana 12:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Midika ho fiainana ny lalan’ny fahamarinana,+ ary tsy mitarika ho amin’ny fahafatesana izany lalana izany.+

  • Habakoka 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Misy olona mirehareha+ sady tsy mba manao izay mahitsy, fa ny olo-marina kosa ho velona noho ny tsy fivadihany.+

  • Asan’ny Apostoly 10:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 fa amin’ny firenena rehetra, izay olona matahotra azy ka manao ny marina no ankasitrahany.+

  • Apokalypsy 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Aza matahotra an’izay fijaliana efa hiaretanao.+ Fa tsy hitsahatra hanao ny sasany aminareo any am-ponja ny Devoly.+ Amin’izay dia hozahan-toetra+ tanteraka ianareo, ary hiharam-pahoriana+ folo andro. Aoka ianao tsy hivadika mandra-pahafatinao,+ dia homeko anao ny satroboninahitry ny fiainana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara