Ohabolana 11:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hazon’aina no vokatry ny fahamarinana,+ ary hendry izay mahavita mitaona olona.*+ Habakoka 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Misy olona mirehareha+ sady tsy mba manao izay mahitsy, fa ny olo-marina kosa ho velona noho ny tsy fivadihany.+ Galatianina 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izay mamafy ho an’ny nofony mantsy dia hijinja fahasimbana avy amin’ny nofony.+ Fa izay mamafy ho an’ny fanahy+ kosa dia hijinja fiainana mandrakizay avy amin’ny fanahy.+
4 “Misy olona mirehareha+ sady tsy mba manao izay mahitsy, fa ny olo-marina kosa ho velona noho ny tsy fivadihany.+
8 Izay mamafy ho an’ny nofony mantsy dia hijinja fahasimbana avy amin’ny nofony.+ Fa izay mamafy ho an’ny fanahy+ kosa dia hijinja fiainana mandrakizay avy amin’ny fanahy.+