3 “Hamirapiratra toy ny famirapiratry ny habakabaka ireo lalin-tsaina.+ Ary izay mitarika ny maro ho amin’ny fahamarinana+ dia hamirapiratra toy ny kintana, mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.
20 Koa tamin’ny Jiosy dia tonga Jiosy aho,+ mba hahazoako ny Jiosy. Tamin’izay teo ambanin’ny lalàna, dia tonga toy izay teo ambanin’ny lalàna aho,+ na dia tsy eo ambanin’ny lalàna aza,+ mba hahazoako izay eo ambanin’ny lalàna.