Hebreo 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa satria hahazo fanjakana tsy azo hozongozonina+ isika, dia aoka hohazonintsika ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa izay entintsika manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra amin’ny fomba ankasitrahany, amin-tahotra sy amim-panajana.+
28 Koa satria hahazo fanjakana tsy azo hozongozonina+ isika, dia aoka hohazonintsika ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa izay entintsika manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra amin’ny fomba ankasitrahany, amin-tahotra sy amim-panajana.+