Salamo 48:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Lehibe i Jehovah ka tena mendrika hoderaina+Ao amin’ny tanànan’Andriamanitsika,+ ao amin’ny tendrombohiny masina.+ Hebreo 12:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa ny hatoninareo kosa dia Tendrombohitra Ziona,+ sy tanànan’ilay+ Andriamanitra velona, izany hoe i Jerosalema any an-danitra;+ sy anjely+ an’alinalina
48 Lehibe i Jehovah ka tena mendrika hoderaina+Ao amin’ny tanànan’Andriamanitsika,+ ao amin’ny tendrombohiny masina.+
22 Fa ny hatoninareo kosa dia Tendrombohitra Ziona,+ sy tanànan’ilay+ Andriamanitra velona, izany hoe i Jerosalema any an-danitra;+ sy anjely+ an’alinalina