Salamo 39:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mandehandeha eny ny olona nefa toy ny aloka ihany.+Mifofotra mafy izy ireo nefa tsy misy vokany akory izany.+Manangona fananana izy nefa tsy fantany izay ho tompon’izany.+ Ohabolana 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy hisy hilana ny harena amin’ny andro fahatezerana,+ fa ny fahamarinana kosa no hiaro ny olona tsy ho faty.+ Ohabolana 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aza mandrera-tena mikatsaka harena,+ ary aza mandany ron-doha amin’izany intsony.+ Mpitoriteny 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary halako koa ny asa mafy rehetra nisasarako tetỳ ambanin’ny masoandro,+ izay avelako ho an’ny olona handimby ahy.+ Jeremia 17:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izay olona manangon-karena tsy ara-drariny+ dia toy ny tsipoy manangona atody tsy azy. Hilaozany izany harenany izany raha mbola vao misasaka ny androm-piainany,+ ary ho hita fa adala izy amin’ny farany.”+ Lioka 12:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa hoy Andriamanitra taminy: ‘Ry tsy misaina, anio alina no hisy hanapitra ny ainao,*+ koa ho an’iza ireto zavatra nangoninao?’+
6 Mandehandeha eny ny olona nefa toy ny aloka ihany.+Mifofotra mafy izy ireo nefa tsy misy vokany akory izany.+Manangona fananana izy nefa tsy fantany izay ho tompon’izany.+
4 Tsy hisy hilana ny harena amin’ny andro fahatezerana,+ fa ny fahamarinana kosa no hiaro ny olona tsy ho faty.+
18 Ary halako koa ny asa mafy rehetra nisasarako tetỳ ambanin’ny masoandro,+ izay avelako ho an’ny olona handimby ahy.+
11 Izay olona manangon-karena tsy ara-drariny+ dia toy ny tsipoy manangona atody tsy azy. Hilaozany izany harenany izany raha mbola vao misasaka ny androm-piainany,+ ary ho hita fa adala izy amin’ny farany.”+
20 Fa hoy Andriamanitra taminy: ‘Ry tsy misaina, anio alina no hisy hanapitra ny ainao,*+ koa ho an’iza ireto zavatra nangoninao?’+