36 Avy tany an-danitra no nampandrenesany anao ny feony mba hanitsiana anao. Ary teto an-tany no nasehony anao ny afony lehibe, ary efa renao avy tao anaty afo ny teniny.+
19 Miantso ny lanitra sy ny tany aho anio ho vavolombelona hiampanga anareo,+ fa efa nataoko teo anatrehanareo tokoa ny fiainana sy ny fahafatesana,+ ary ny fitahiana+ sy ny ozona.+ Koa mifidiana ny fiainana mba ho velona+ ianao sy ny taranakao,+