Deoteronomia 33:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tiany tokoa ny vahoakany.+Eo an-tananao daholo ny olo-masin’izy+ ireo.Ary ireo kosa mipetraka eo an-tongotrao,+Ary nisy noraisiny ny teninao.+ 2 Tantara 29:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nifoha maraina+ i Hezekia+ Mpanjaka, ka namory an’ireo andrianan’ny+ tanàna, dia niakatra nankany an-tranon’i Jehovah. Salamo 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hivoaka avy ao Ziona anie ny famonjena ny Israely!+Rehefa ampodin’i Jehovah ireo olony babo,+Dia aoka hifaly i Jakoba, ary hiravoravo i Israely.+ Ohabolana 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ka mitsinjo ny lalan’izay tia rariny,+ sady miaro ny lalan’izay tsy mivadika aminy.+ Isaia 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanome baiko an’ireo nohamasiniko aho,+ ary nantsoiko mba hampihatra ny fahatezerako ireo olo-maheriko,+ dia ireo dibo-kafaliana indrindra.
3 Tiany tokoa ny vahoakany.+Eo an-tananao daholo ny olo-masin’izy+ ireo.Ary ireo kosa mipetraka eo an-tongotrao,+Ary nisy noraisiny ny teninao.+
20 Ary nifoha maraina+ i Hezekia+ Mpanjaka, ka namory an’ireo andrianan’ny+ tanàna, dia niakatra nankany an-tranon’i Jehovah.
7 Hivoaka avy ao Ziona anie ny famonjena ny Israely!+Rehefa ampodin’i Jehovah ireo olony babo,+Dia aoka hifaly i Jakoba, ary hiravoravo i Israely.+
3 Nanome baiko an’ireo nohamasiniko aho,+ ary nantsoiko mba hampihatra ny fahatezerako ireo olo-maheriko,+ dia ireo dibo-kafaliana indrindra.