2 Mpanjaka 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Hezekia+ zanak’i Ahaza+ mpanjakan’ny Joda. Matio 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hezekia niteraka an’i Manase;+Manase+ niteraka an’i Amona;+Amona+ niteraka an’i Josia;
18 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Hezekia+ zanak’i Ahaza+ mpanjakan’ny Joda.