Salamo 52:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny ratsy no tianao noho ny tsara,+Ary ny mandainga noho ny milaza ny marina.+ Sela. Jeremia 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Samy mamitaka ny namany+ avy izy ireo, ary tsy milaza ny marina mihitsy. Efa nampianariny handainga ny lelany.+ Manasatra ny tenany amin’ny fanaovan-dratsy izy ireo.+
5 Samy mamitaka ny namany+ avy izy ireo, ary tsy milaza ny marina mihitsy. Efa nampianariny handainga ny lelany.+ Manasatra ny tenany amin’ny fanaovan-dratsy izy ireo.+