Salamo 32:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Niaiky ny fahotako teo anatrehanao aho tamin’ny farany, ary ny fahadisoako tsy mba nosarontsaronako.+Hoy aho: “Hiaiky ny heloko eo anatrehan’i Jehovah aho.”+Dia namela ny fahadisoako sy ny fahotako ianao.+ Sela.
5 Niaiky ny fahotako teo anatrehanao aho tamin’ny farany, ary ny fahadisoako tsy mba nosarontsaronako.+Hoy aho: “Hiaiky ny heloko eo anatrehan’i Jehovah aho.”+Dia namela ny fahadisoako sy ny fahotako ianao.+ Sela.