Salamo 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Jehovah ô, mifaly amin’ny herinao ny mpanjaka,+Ary vao mainka te hifaly amin’ny famonjenao izy!+ Lioka 1:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 ary tsy tanako ny hafaliako+ amin’Andriamanitra Mpamonjy+ ahy,