FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 22:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Andriamanitro no vatolampiko.+ Hialoka aminy aho,

      Fa izy no ampingako+ sy tandroka+ famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako,+

      Toerana fandosirako,+ ary Mpamonjy ahy.+ Mamonjy ahy amin’ny herisetra ianao.+

  • Isaia 43:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa izaho no Jehovah Andriamanitrao, Ilay Masin’ny Israely, Mpamonjy+ anao. Omeko ho vidin’ny nanavotana anao i Ejipta,+ ary ho solonao i Etiopia+ sy Seba.

  • Titosy 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tamin’ny fotoana voatondrony, dia nasehony ny teniny tamin’ny alalan’ilay fitoriana nankinina tamiko,+ araka ny didin’Andriamanitra Mpamonjy+ antsika.

  • Joda 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 eny, ho an’ilay hany Andriamanitra Mpamonjy+ antsika, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy+ Tompontsika anie ny voninahitra,+ sy ny fahalehibeazana, sy ny hery+ ary ny fahefana+ hatrizay hatrizay+ sy ankehitriny ary ho mandrakizay mandrakizay!+ Amena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara