Salamo 110:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hanolo-tena an-tsitrapo+ ny olonao+ amin’ny andro anafihan’ny tafikao.+Ao anatin’ny fahamasinana+ sy ny famirapiratanaNo ahazoanao antokona tanora, izay toy ny ando ateraky ny maraina.+ Matio 26:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Miambena+ sy mivavaha+ foana mba tsy ho resin’ny fakam-panahy.+ Mazoto ihany ny saina, saingy ny nofo no malemy.”+
3 Hanolo-tena an-tsitrapo+ ny olonao+ amin’ny andro anafihan’ny tafikao.+Ao anatin’ny fahamasinana+ sy ny famirapiratanaNo ahazoanao antokona tanora, izay toy ny ando ateraky ny maraina.+
41 Miambena+ sy mivavaha+ foana mba tsy ho resin’ny fakam-panahy.+ Mazoto ihany ny saina, saingy ny nofo no malemy.”+