Asan’ny Apostoly 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy nanan-kavaly anefa ireo,+ rehefa nijery an’ilay lehilahy efa sitrana, izay niara-nijoro tamin’izy roa lahy teo.+ Asan’ny Apostoly 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy voatohitr’izy ireo anefa ny fahendreny+ sy ny fanahy masina izay nampiteny azy.+
14 Tsy nanan-kavaly anefa ireo,+ rehefa nijery an’ilay lehilahy efa sitrana, izay niara-nijoro tamin’izy roa lahy teo.+