Joba 21:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hoy izy amin’ilay tena Andriamanitra: ‘Mialà aminay!+Tsy te hahafantatra ny lalanao izahay.+ Salamo 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy mba misy manam-pahalalana ve ny mpanao ratsy,+No dia mihinana ny oloko toy ny fihinan-kanina?+Tsy mba miantso an’i Jehovah izy ireo.+
4 Tsy mba misy manam-pahalalana ve ny mpanao ratsy,+No dia mihinana ny oloko toy ny fihinan-kanina?+Tsy mba miantso an’i Jehovah izy ireo.+