Salamo 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hidera an’i Jehovah aho fa marina izy,+Ary hihira fiderana aho ho an’ny anaran’i+ Jehovah, ilay Avo Indrindra.+ Salamo 52:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hidera anao mandritra ny fotoana tsy voafetra aho, noho izay nataonao.+Ary hanantena ny anaranao eo anatrehan’ireo tsy mivadika aminao aho, satria tsara izany.+
17 Hidera an’i Jehovah aho fa marina izy,+Ary hihira fiderana aho ho an’ny anaran’i+ Jehovah, ilay Avo Indrindra.+
9 Hidera anao mandritra ny fotoana tsy voafetra aho, noho izay nataonao.+Ary hanantena ny anaranao eo anatrehan’ireo tsy mivadika aminao aho, satria tsara izany.+