Salamo 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ manàna herim-po ary hatanjaho ny fonao,+Eny, aoka ianao hanantena an’i Jehovah.+ Salamo 54:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 An-tsitrapo no hanaovako sorona ho anao.+Hidera ny anaranao aho, Jehovah ô, fa tsara izany.+ Salamo 123:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Toy ny ibanjinan’ny mpanompo ny tanan’ny tompony,+Ary toy ny ibanjinan’ny mpanompovavy ny tanan’ny tompovaviny,+No ibanjinantsika an’i Jehovah Andriamanitsika+Mandra-piantrany antsika.+ Ohabolana 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny anaran’i Jehovah dia tilikambo mafy,+ ary mihazakazaka ho ao ny marina ka voaro.+
14 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ manàna herim-po ary hatanjaho ny fonao,+Eny, aoka ianao hanantena an’i Jehovah.+
2 Toy ny ibanjinan’ny mpanompo ny tanan’ny tompony,+Ary toy ny ibanjinan’ny mpanompovavy ny tanan’ny tompovaviny,+No ibanjinantsika an’i Jehovah Andriamanitsika+Mandra-piantrany antsika.+