Fitomaniana 3:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsara i Jehovah amin’izay manantena azy,+ eny, amin’izay* mitady azy foana.+ Mika 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa izaho kosa, dia i Jehovah no handrandraiko.+ Vonona hiandry an’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+
7 Fa izaho kosa, dia i Jehovah no handrandraiko.+ Vonona hiandry an’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+