FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 37:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Ankino amin’i Jehovah ny lalanao,+

      Ary miantehera aminy,+ dia hanao zavatra izy.+

  • Salamo 43:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Nahoana re aho no dia mamoy fo e?+

      Ary nahoana aho no sahiran-tsaina?

      Hiandry an’Andriamanitra aho,+

      Satria mbola hidera azy, fa izy no famonjena lehibe ho ahy sady Andriamanitro.+

  • Isaia 50:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Iza aminareo no matahotra+ an’i Jehovah sy mihaino ny tenin’ny mpanompony,+ ary efa nandeha foana tao amin’ny haizina+ sady tsy nahazo hazavana? Aoka izy hitoky amin’ny anaran’i Jehovah+ ka hiantehitra amin’Andriamaniny.+

  • Filipianina 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Aza manahy na amin’inona na amin’inona,+ fa amin’ny zava-drehetra, dia ampahafantaro an’Andriamanitra ny fangatahanareo,+ amin’ny alalan’ny vavaka sy ny fitalahoana+ mbamin’ny fisaorana.

  • 1 Petera 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 ary apetraho aminy daholo izay rehetra mampanahy anareo,+ satria miahy anareo izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara