Salamo 57:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hanampy ahy avy any an-danitra izy ka hamonjy ahy.+Hataony misahotaka tokoa izay mitady handrapaka ahy.+ Sela.Haniraka ny hatsaram-panahiny feno fitiavana sy ny fahamarinany Andriamanitra.+ Salamo 124:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Raha tsy nomba antsika i Jehovah+Rehefa nisy olona nitsangana hanohitra antsika,+
3 Hanampy ahy avy any an-danitra izy ka hamonjy ahy.+Hataony misahotaka tokoa izay mitady handrapaka ahy.+ Sela.Haniraka ny hatsaram-panahiny feno fitiavana sy ny fahamarinany Andriamanitra.+