Salamo 54:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Andriamanitra no mpanampy ahy.+Momba an’izay manohana ahy i Jehovah. Salamo 118:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 I Jehovah no momba ahy, ka tsy hatahotra aho.+Inona moa no azon’ny olombelona atao amiko?+