Salamo 56:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tafaray amin’Andriamanitra aho, ka hidera ny teniny.+Andriamanitra no itokisako, ka tsy hatahotra aho.+Inona moa no azon’ny olona atao amiko?+ Hebreo 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa be herim-po+ àry isika, ka milaza hoe: “Jehovah no mpanampy ahy, ka tsy hatahotra aho. Inona moa no azon’ny olona atao amiko?”+
4 Tafaray amin’Andriamanitra aho, ka hidera ny teniny.+Andriamanitra no itokisako, ka tsy hatahotra aho.+Inona moa no azon’ny olona atao amiko?+
6 Koa be herim-po+ àry isika, ka milaza hoe: “Jehovah no mpanampy ahy, ka tsy hatahotra aho. Inona moa no azon’ny olona atao amiko?”+