2 Tantara 32:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Sandry nofo+ no momba azy, fa i Jehovah Andriamanitsika kosa no momba antsika hanampy antsika+ sy hiady ho antsika.”+ Dia nankahery ny vahoaka ny tenin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda.+ Salamo 118:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 I Jehovah no momba ahy, ka tsy hatahotra aho.+Inona moa no azon’ny olombelona atao amiko?+
8 Sandry nofo+ no momba azy, fa i Jehovah Andriamanitsika kosa no momba antsika hanampy antsika+ sy hiady ho antsika.”+ Dia nankahery ny vahoaka ny tenin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda.+