FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 27:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+

      Koa iza no hatahorako?+

      I Jehovah no manda miaro ny aiko,+

      Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+

  • Salamo 146:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Sambatra izay manana an’Andriamanitr’i Jakoba ho mpanampy azy+

      Sady manantena an’i Jehovah Andriamaniny,+

  • Isaia 51:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Izaho Ilay mampionona anareo.+

      “Koa nahoana ianao no matahotra ny olombelona mety maty izay ho faty ihany,+ sy ny zanak’olombelona izay ho toy ny ahitra?+

  • Romanina 8:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara