Isaia 49:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mihobia, ry lanitra,+ ary mifalia, ry tany!+ Aoka ny tendrombohitra hiravoravo ka hihoby.+ Fa mampionona ny olony i Jehovah,+ sady mangoraka an’ireo mpanompony ory.+ Isaia 66:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hampiononiko foana ianareo,+ toy ny lehilahy ampiononin-dreniny foana. Hahazo fampiononana tokoa ianareo noho ny amin’i Jerosalema.+
13 Mihobia, ry lanitra,+ ary mifalia, ry tany!+ Aoka ny tendrombohitra hiravoravo ka hihoby.+ Fa mampionona ny olony i Jehovah,+ sady mangoraka an’ireo mpanompony ory.+
13 Hampiononiko foana ianareo,+ toy ny lehilahy ampiononin-dreniny foana. Hahazo fampiononana tokoa ianareo noho ny amin’i Jerosalema.+