Salamo 118:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 I Jehovah no momba ahy, ka tsy hatahotra aho.+Inona moa no azon’ny olombelona atao amiko?+ Ohabolana 29:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fandrika ny tahotra olona,+ fa izay matoky an’i Jehovah no ho voaro.+ Daniela 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia namaly i Sadraka sy Mesaka ary Abednego, ka niteny tamin’ny mpanjaka hoe: “Tsy voatery hamaly anao momba izany akory izahay,+ ry Nebokadnezara ô! Matio 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary aza matahotra+ an’izay mamono mahafaty anareo, nefa tsy mahafoana ny fiainanareo* ho avy, fa aleo matahotra an’ilay+ mahavita mandringana anareo ao amin’ny Gehena.*+
16 Dia namaly i Sadraka sy Mesaka ary Abednego, ka niteny tamin’ny mpanjaka hoe: “Tsy voatery hamaly anao momba izany akory izahay,+ ry Nebokadnezara ô!
28 Ary aza matahotra+ an’izay mamono mahafaty anareo, nefa tsy mahafoana ny fiainanareo* ho avy, fa aleo matahotra an’ilay+ mahavita mandringana anareo ao amin’ny Gehena.*+