Salamo 56:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tafaray amin’Andriamanitra aho,+ ka hidera ny teniny.Tafaray amin’i Jehovah aho, ka hidera ny teniny.+ Salamo 119:160 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 160 Fahamarinana no votoatin’ny teninao,+Ary maharitra mandrakizay daholo ny didim-pitsaranao ara-drariny.+
10 Tafaray amin’Andriamanitra aho,+ ka hidera ny teniny.Tafaray amin’i Jehovah aho, ka hidera ny teniny.+
160 Fahamarinana no votoatin’ny teninao,+Ary maharitra mandrakizay daholo ny didim-pitsaranao ara-drariny.+