Salamo 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+ Salamo 56:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Andriamanitra no itokisako, ka tsy hatahotra aho.+Inona moa no azon’ny olombelona atao amiko?+ Romanina 8:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+ Hebreo 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa be herim-po+ àry isika, ka milaza hoe: “Jehovah no mpanampy ahy, ka tsy hatahotra aho. Inona moa no azon’ny olona atao amiko?”+
27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+
31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+
6 Koa be herim-po+ àry isika, ka milaza hoe: “Jehovah no mpanampy ahy, ka tsy hatahotra aho. Inona moa no azon’ny olona atao amiko?”+