Salamo 59:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa miafina hamely ahy ireny satria mifofo ny aiko.+Manafika ahy ny mahery,+Nefa tsy nisy fikomiana na fahotana vitako akory, Jehovah ô!+ Salamo 71:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa miresaka ahy ny fahavaloko,+Ary mikaon-doha ireo mifofo ny aiko,+
3 Fa miafina hamely ahy ireny satria mifofo ny aiko.+Manafika ahy ny mahery,+Nefa tsy nisy fikomiana na fahotana vitako akory, Jehovah ô!+