FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 24:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia hoy ny olon’i Davida taminy: “Izao no andro ilazan’i Jehovah aminao hoe: ‘Atolotro eo an-tananao ny fahavalonao,+ ka ataovy aminy izay hitanao fa mety.’”+ Koa nitsangana i Davida, ka notapahiny mangingina ny morontongotr’akanjon’i Saoly, dia ilay akanjo ivelany tsy misy tanany.

  • Salamo 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Latsaka ao amin’ny lavaka nataony ireo firenena,+

      Ary ny harato+ nafeniny ihany no namandrika ny tongony.+

  • Salamo 141:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ho latsaka ao amin’ny fandrika harato nataony ihany ny ratsy fanahy rehetra,+

      Fa izaho kosa handalo fotsiny.

  • Ohabolana 26:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Izay mihady lavaka ihany no hilatsaka ao,+ ary izay manakodia vato ihany no hikodiavany.+

  • Ohabolana 28:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izay mitarika ny olo-mahitsy hanaraka lalan-dratsy+ dia hilatsaka ao amin’ny lavaka nataony ihany,+ fa ny tsy manan-tsiny kosa hahazo zava-tsoa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara