FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 7:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa nahantona teo amin’ilay tsato-kazo+ nomaniny ho an’i Mordekay i Hamana.+ Dia nitony ny fahatezeran’ny mpanjaka.

  • Salamo 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mihady lavaka izy ka mangady azy,+

      Nefa izy ihany no ho latsaka ao.+

  • Salamo 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Latsaka ao amin’ny lavaka nataony ireo firenena,+

      Ary ny harato+ nafeniny ihany no namandrika ny tongony.+

  • Salamo 35:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Aoka hisy loza hanjo azy tampoka,+

      Ary ny harato nafeniny ihany no aoka hamandrika azy.+

      Aoka hisy loza hanjo azy ka ho latsaka ao amin’ilay harato izy.+

  • Salamo 37:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny sabany ihany anefa no hitsatoka amin’ny fony,+

      Ary ho tapaka ny tsipìkany.+

  • Salamo 57:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Nanomana harato hamandrihana ahy ireny,+

      Ka nitanondrika aho.+

      Nihady lavaka hamandrihana ahy ireny,

      Nefa izy ihany no latsaka tao.+ Sela.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara