Salamo 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mihady lavaka izy ka mangady azy,+Nefa izy ihany no ho latsaka ao.+ Salamo 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Latsaka ao amin’ny lavaka nataony ireo firenena,+Ary ny harato+ nafeniny ihany no namandrika ny tongony.+ Salamo 57:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanomana harato hamandrihana ahy ireny,+Ka nitanondrika aho.+Nihady lavaka hamandrihana ahy ireny,Nefa izy ihany no latsaka tao.+ Sela. Salamo 141:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho latsaka ao amin’ny fandrika harato nataony ihany ny ratsy fanahy rehetra,+Fa izaho kosa handalo fotsiny.
15 Latsaka ao amin’ny lavaka nataony ireo firenena,+Ary ny harato+ nafeniny ihany no namandrika ny tongony.+
6 Nanomana harato hamandrihana ahy ireny,+Ka nitanondrika aho.+Nihady lavaka hamandrihana ahy ireny,Nefa izy ihany no latsaka tao.+ Sela.
10 Ho latsaka ao amin’ny fandrika harato nataony ihany ny ratsy fanahy rehetra,+Fa izaho kosa handalo fotsiny.