Salamo 140:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ataon’izy ireo maranitra toy ny an’ny menarana ny lelany.+Ao ambany molony ny poizin’ny bibilava+ misy tandroka. Sela. Romanina 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Fasana misokatra ny tendany, ary ny lelany no amitahany.”+ “Poizin’ny bibilava no ao ambadiky ny molony.”+ Jakoba 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy misy olombelona mahafolaka ny lela anefa. Manimba sy tsy hay fehezina izy io sady feno poizina mahafaty.+
3 Ataon’izy ireo maranitra toy ny an’ny menarana ny lelany.+Ao ambany molony ny poizin’ny bibilava+ misy tandroka. Sela.
13 “Fasana misokatra ny tendany, ary ny lelany no amitahany.”+ “Poizin’ny bibilava no ao ambadiky ny molony.”+
8 Tsy misy olombelona mahafolaka ny lela anefa. Manimba sy tsy hay fehezina izy io sady feno poizina mahafaty.+