Joba 37:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsy takatry ny saintsika ny momba an’ilay Mahery Indrindra.+Lehibe amin’ny hery izy,+Ary tsy mba hataony tsinontsinona+ ny rariny+ sy ny fahamarinana.+ Salamo 21:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aoka hisandratra amin’ny herinao ianao, Jehovah ô!+Hihira sy hanandra-peo hidera ny herinao izahay.+ Salamo 106:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Novonjen’Andriamanitra ihany izy ireo noho ny anarany,+Mba hampahafantarana ny heriny.+ Salamo 145:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny voninahitry ny fanjakanao no horesahin’izy ireo,+Ary ny herinao no holazainy,+
23 Tsy takatry ny saintsika ny momba an’ilay Mahery Indrindra.+Lehibe amin’ny hery izy,+Ary tsy mba hataony tsinontsinona+ ny rariny+ sy ny fahamarinana.+
13 Aoka hisandratra amin’ny herinao ianao, Jehovah ô!+Hihira sy hanandra-peo hidera ny herinao izahay.+