Salamo 44:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Efa nanary anay anefa ianao, ary manao izay hahafa-baraka anay,+Sady tsy miaraka amin’ny tafikay intsony.+ Salamo 108:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy ianao ve no efa nanary anay, Andriamanitra ô,+Sady tsy niaraka tamin’ny tafikay, na dia Andriamanitray aza?+ Isaia 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary izaho hiandry an’i Jehovah,+ izay manafina ny tavany tsy ho hitan’ny taranak’i Jakoba.+ Dia hanantena Azy aho.+ Isaia 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hiteny toy izao ianao amin’izany andro izany:+ “Hisaotra anao aho, Jehovah ô, satria na dia tezitra be tamiko aza ianao, dia nitony ihany ny fahatezeranao,+ ary nampionona ahy ianao.+
9 Efa nanary anay anefa ianao, ary manao izay hahafa-baraka anay,+Sady tsy miaraka amin’ny tafikay intsony.+
11 Tsy ianao ve no efa nanary anay, Andriamanitra ô,+Sady tsy niaraka tamin’ny tafikay, na dia Andriamanitray aza?+
17 Ary izaho hiandry an’i Jehovah,+ izay manafina ny tavany tsy ho hitan’ny taranak’i Jakoba.+ Dia hanantena Azy aho.+
12 Hiteny toy izao ianao amin’izany andro izany:+ “Hisaotra anao aho, Jehovah ô, satria na dia tezitra be tamiko aza ianao, dia nitony ihany ny fahatezeranao,+ ary nampionona ahy ianao.+