1 Samoela 17:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Hoy koa i Davida: “I Jehovah izay namonjy ahy teo an-tanan’ny liona sy ny orsa, no hamonjy ahy eo an-tanan’io Filistinina io.”+ Dia hoy i Saoly taminy: “Mandehana àry, ary homba anao anie i Jehovah!”+ Salamo 46:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Fialofana sy hery ho antsika Andriamanitra.+Mpanampy mora azo amin’ny fotoam-pahoriana izy.+ Salamo 54:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Andriamanitra no mpanampy ahy.+Momba an’izay manohana ahy i Jehovah.
37 Hoy koa i Davida: “I Jehovah izay namonjy ahy teo an-tanan’ny liona sy ny orsa, no hamonjy ahy eo an-tanan’io Filistinina io.”+ Dia hoy i Saoly taminy: “Mandehana àry, ary homba anao anie i Jehovah!”+