Deoteronomia 32:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hampitomboiko ny isan’ny loza mihatra aminy,+Ary hotaperiko aminy ny zana-tsipìkako.+ Salamo 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha tsy miova+ ny mpanao ratsy, dia handranitra ny sabany Andriamanitra,+Hamatotra ny tadin-tsipìkany izy, ka hanomana azy hitifirana.+
12 Raha tsy miova+ ny mpanao ratsy, dia handranitra ny sabany Andriamanitra,+Hamatotra ny tadin-tsipìkany izy, ka hanomana azy hitifirana.+